|
|
|
|

Teny iditra manabohamaty
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Singan-teny manana, bohaka, maty
 Mitono tena amin' ny loza, manao mosalahy amin' ny fahafatesana
Mitovy hevitra: mananty voina ~ manao anjolofo ~ manao mosalahy ~ manao vy very ~ maneha-doza ~ mankaha-doza ~ mila faty ~ mila voina ~ mitono tena [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manabohamaty
Ny lasa : nanabohamaty
Ny hoavy : hanabohamaty

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22