| Teny iditra | manaboraka (boraka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mamaha izay mifatotra na mifono: Iza no nanaboraka ity entana itỳ? [1.1] | |||||||
| Délier, défaire, déballer, révéler, manifester [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tsipelina hafa | mamboraka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|