|
|
|
|

Teny iditra manadaraboka (daraboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maniera mafy amin' ny tany [1.1]
 To throw down violently [1.2]
 Faire tomber lourdement, précipiter [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manadaraboka
Ny lasa : nanadaraboka
Ny hoavy : hanadaraboka
Filaza mandidy : manadaraboha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20