| Teny iditra |
manadio
(dio)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manala loto: Manadio tanàna Manala pentina: Manadio ny fanahy ny sakramenta sasany [1.1]
|
| | Same as mandio and more frequently used
[1.2]
|
| | Nettoyer; purifier [1.13]
|
| Ohatra |
| 1 | aoly ny manadio ny lobolobo.
[2.442]
|
| 2 | Misy asidra ireo raviny ka tena manadio.
[2.356]
|
| 3 | ary asaina manadio ny làlana na ny tokotanin' olona izay nolotoiny.
[1.123]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manadio |
| Ny lasa : |
nanadio |
| Ny hoavy : |
hanadio |
| Filaza mandidy : |
manadiova |
|
| Tsipelina hafa |
|