Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
manafa
tra
fatra
(
afa
tra
fatra
(
a
fatra
))
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
[
Provincial
] To speak forcibly, to declare earnestly
[
1.2
]
Ohatra
1
Dia
manafatrafatra
azy mba hijerijery an-dRamatoa araka izay azony atao, indrindra amin' izao fahoriana mangidy izay mihatra aminy izao.
[
2.357
]
2
Nony tapitra ny fotoana, sady manala ny akanjo fotsiny sy ny misolo amin' ilay tsotra nentiny ity Silamolahy, no
manafatrafatra
azy mivady hoe: -"Aza matahotra ianareo"
[
2.470
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manafa
tra
fatra
Ny lasa :
nanafa
tra
fatra
Ny hoavy :
hanafa
tra
fatra
Filaza mandidy :
manafatra
fa
ra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20