|
|
|
|

Teny iditra manafika (tafika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejipta i Napoléon [1.1]
 To invade or attack with a military force [1.7]
 Faire la guerre, envahir un pays [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Dia aiza izay hery hoenti-manafika? [2.528]
2Raha alina tsy azo lalovana, nefa misy tovolahy minaikanaika mankao manafika ny amboadia. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manafika
Ny lasa : nanafika
Ny hoavy : hanafika
Filaza mandidy : manafiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20