| Teny iditra | manafina (afina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mametraka zavatra amin' ny toerana tsy hahitana azy; manitrika: Manafina vola Mampiery: Miray tetika amin' ny olon-dratsy izay manafina azy Tsy mampiseho ety ivelany: Mahay manafina ny alahelony io vehivavy io Manarona, manakona: Tsy tsara ny manafina ny marina. / Nisy rahona nanafina ny volana indrindra tamin' izay Mandevina (mpanjaka): Tamin' ny alina no nanafenana ny masina. [1.1] | |||||||||
| To hide anything, to conceal anything; to bury a deceased sovereign. [1.2] | |||||||||
| To conceal [1.7] | |||||||||
| Cacher [1.3, 1.8, 1.5] | |||||||||
| Receler [1.3] | |||||||||
| Garder le secret Fig. ensevelir les souverains [tohiny 1.3, 1.5] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |
|