| Teny iditra | manafongotra (fongotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandany, manafongana: Ny loka sy ny jilalaovana no namongotra ny fananan' io tovolahy io Mandripaka, mandringana: Namongotra ny vahoaka teny ambanivohitra ny pesta Mandrava hatramin' ny fotony, manafongana: Ny rivodoza no namongotra itỳ trano itỳ [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mamongotra | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|