| Teny iditra |
manafosafo
(safosafo (safo))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: manambitamby
|
| Ohatra |
| 1 | ny tsiotsiokan' ny rivotra malefaka no toa manatambitamby sy manafosafo azy
[2.470]
|
| 2 | injay nisy tanana nanafosafo ny lohako sy feo nandrotsirotsy ny sofiko
[2.471]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manafosafo |
| Ny lasa : |
nanafosafo |
| Ny hoavy : |
hanafosafo |
|
|