|
|
|
|

Teny iditra manaiky lembenana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny manaiky, lembenana
 Manaiky izay rehetra lazaina aminy, noho ny tahotra na ny hasarotan-kenatra, manaikinaiky foana [1.1]
 To yield implicitly, to assent tamely, to follow the multitude for fear and shame. [1.2]
 [ maneky lembenana ] Consentir par crainte ou par respect [1.3]
 To submit to oppression [1.7]
 Se soumettre par crainte ou respect [1.8]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16