| Teny iditra |
manaitra
(traitra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mamoha amin' ny torimaso: Tsy nisy nanaitra ahy ka dia diso fidirana terỳ aho Mampitahotra tampoka, mampivadi-po: Nanaitra ahy ny fahitako ilay olona niditra tampoka tao an-trano Manatabataba tampoka ka mahatonga handositra: Iza no nanaitra ilay vorona nitsindrotsindroka teto Mahagaga: Manaitra ahy izany vaovao lazainao izany [1.1]
|
| | To startle, to excite [1.7]
|
| | Surprendre; alarmer; éveiller [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Ny manofa lamba olona, fa manaitra.
[1.437]
|
| 2 | Manaitra am-boalohany fotsiny fa mora miofo.
[2.643]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manaitra |
| Ny lasa : |
nanaitra |
| Ny hoavy : |
hanaitra |
| Filaza mandidy : |
manaira |
|
|