|
|
|
|

Teny iditra manakelika (sakelika (helika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maniry sakelika (na tsiry na solofo): Efa manakelika sahady itỳ voasary itỳ ~ Tsy mbola manakelika ihany ny akondro erỳ am-pantsakana [1.1]
 Se ramifier, émettre des ramifications [1.196]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakelika
Ny lasa : nanakelika
Ny hoavy : hanakelika

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25