| Teny iditra | manaketraka (ketraka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao izay tsy hahahenjana; managedragedra: Iza no nanaketraka itỳ kofehy itỳ toy izao? Mampitony, manalefaka: Manaketraka ny hozatra itỳ fanafody itỳ Mandreraka: Nanaketraka azy ny raharaha betsaka nataony Mahakivy, maharera-po, mampiraviravy tanana: Aoka tsy hanaketraka anao ny tsy fahombiazana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|