|
|
|
|

Teny iditra manakimpy (kimpy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manakombona ny hodimaso ka manjary tsy mahita ny maso: Manakimpy ny masony havia izy [1.1]
 Fermer les yeux [1.3]
Ohatra Tsy hitako izay hahafahako, ka sady miady amin' ny hivihivy no manakimpy maso aho no misotro, nisotro kely araka izay azo atao. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakimpy
Ny lasa : nanakimpy
Ny hoavy : hanakimpy
Filaza mandidy : manakimpia

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/27