|
|
|
|

Teny iditra manakirikiry (kirikiry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mahatonga ho kirina, manorisory [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakirikiry
Ny lasa : nanakirikiry
Ny hoavy : hanakirikiry
Filaza mandidy : manakirikiriza
Tovy hevitra manirikiry

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05