|
|
|
|

Teny iditra manakiririoka (kiririoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikiakiaka eo an-tsofin' ny sasany, mitsoka tsotsoka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakiririoka
Ny lasa : nanakiririoka
Ny hoavy : hanakiririoka
Filaza mandidy : manakiririoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05