|
|
|
|

Teny iditra manakitroka (kitroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampifanizin-javatra tsy misy elanelany; mampiady ny nify [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakitroka
Ny lasa : nanakitroka
Ny hoavy : hanakitroka
Filaza mandidy : manakitroha

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/02