|
|
|
|

Teny iditra manakivy (kivy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao izay hahakivy, mahatonga ho kivy, ketraka, rera-po: Tsy nisy nanakivy azy velively fa izy no efa tsy tia io osa io ka nametra-pialana [1.1]
 To discourage [1.7]
 Décourager [1.3, 1.8]
 Déconcerter, dégoûter [1.3]
Ohatra Tsotra fotsiny, mino aho fa tsy zontsika ny manakivy ny olona. [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakivy
Ny lasa : nanakivy
Ny hoavy : hanakivy
Filaza mandidy : manakivia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20