| Teny iditra | manakolikoly (kolikoly) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manambitamby tafahoatra, manangolingoly: Izy no nanolikoly ny zarako ka nahasimba azy Manome vola na zavatra tsy ara-dalàna: Tokony hosazina izay manolikoly ny mpiasam-panjakana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manolikoly | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|