|
|
|
|

Teny iditra manakorapaka (korapaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampanao haingana, mandrotoroto [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakorapaka
Ny lasa : nanakorapaka
Ny hoavy : hanakorapaka
Filaza mandidy : manakorapaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20