|
|
|
|

Teny iditra manakoretika (koretika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manakorontana, manasafotofoto, manao rango-tsaka, mampiboredika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakoretika
Ny lasa : nanakoretika
Ny hoavy : hanakoretika
Filaza mandidy : manakoreteha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05