|
|
|
|

Teny iditra manakotikotika (kotika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandrovitra sady manapotipotika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakotikotika
Ny lasa : nanakotikotika
Ny hoavy : hanakotikotika
Filaza mandidy : manakotikoteha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14