|
|
|
|

Teny iditra manakotsa (kotsa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandena tanteraka, mamonto [1.1]
 To soak, to wet thoroughly [1.7]
 Tremper, bien mouiller [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakotsa
Ny lasa : nanakotsa
Ny hoavy : hanakotsa
Filaza mandidy : manakotsà

Teny iditra manakotsà (kotsa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakotsa [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20