|
|
|
|

Teny iditra manalaka (halaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To make to have a space between. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manalaka
Ny lasa : nanalaka
Ny hoavy : hanalaka
Filaza mandidy : manalaha

Teny iditra mañalaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Sihanaka] Manofa vary, ets. [1.78]
Tovy hevitra mañakaka

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14