|
|
|
|

Teny iditra manalama (lama)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To polish, to make slippery [1.7]
 Polir, rendre glissant [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manalama
Ny lasa : nanalama
Ny hoavy : hanalama

Teny iditra manalama (salama)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tanosy] Manao salama, miarahaba [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20