|
|
|
|

Teny iditra manalemy (lemy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mahatonga halefaka: Ny vola nomeko azy no nanalemy azy
Mampitony, manalefaka: Ny fifonako taminy no nanalemy ny hatezerany [1.1]
 To soften; to weaken [1.7]
 Ramollir [1.3, 1.8]
 Adoucir, assouplir, calmer, civiliser [1.3]
 Affaiblir [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manalemy
Ny lasa : nanalemy
Ny hoavy : hanalemy
Filaza mandidy : manalemea
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20