|
|
|
|

Teny iditra manalona (alona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To swell as the sea, to rise in billows. See safotra [1.2]
 To rise in waves [1.7]
 être houleux [1.8]
Ohatra Ny rano kosa moana, matory, tsy manalona, tsy mamoaka ny feon' ny onja mihirahira eny am-pifandonana! [2.499]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manalona
Ny lasa : nanalona
Ny hoavy : hanalona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20