|
|
|
|

Teny iditra manamaimbo (maimbo (aimbo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mahatonga ho maimbo: Ario any io fatin-tsaka io fa manamaimbo tanàna
Manala baraka, manala voninahitra, mahafa-baraka: Hanamaimbo azy eo anatrehan' ny vahoaka itỳ taratasy itỳ raha havoaka [1.1]
 To cause to stink. [1.7]
 Rendre puant. [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamaimbo
Ny lasa : nanamaimbo
Ny hoavy : hanamaimbo
Filaza mandidy : manamaimboa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20