|
|
|
|

Teny iditra manamasaka (masaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao izay hahamasaka, manotrika (voankazo); mandinika lalina [1.1]
 To cook till well done; to ripen fruit; to prepare a project or proposal [1.7]
 Faire bien cuire; faire mûrir des fruits; préparer un projet [1.8]
Ohatra Samy manamasaka tany ireo. [2.117]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamasaka
Ny lasa : nanamasaka
Ny hoavy : hanamasaka
Filaza mandidy : manamasaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20