|
|
|
|

Teny iditra manambony (ambony)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manindrahindra, mihevitra ho ambony: Loza Rangahy io raha hanambony tena [1.1]
 To make much of one's self or of another. [1.2]
 To make much of, to consider highly [1.7]
 Exalter, rendre hommage à [1.8]
Ohatra 
1Firifiry moa ny fiteniny manambony ny fananam-panahy ho soa noho ny soa rehetra? [2.296]
2Izany rafi-tsaina manambony ny andriana sy manambany ny andevo izany dia mbola mitoetra ankehitriny [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manambony
Ny lasa : nanambony
Ny hoavy : hanambony
Filaza mandidy : manambonia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20