| Teny iditra | manamby (tamby) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manakarama: Nanamby ahy telopolo izy hanadio ny tokotany [1.1] | |||||||||
| To hire for wages [1.7] | |||||||||
| Prendre à gages [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Ary hoy izy: raha tsy omeny izany manamby azy izany nefa ny karamany, iza no mba hitarainany?
[2.366] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mañamby | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bara] Miaro [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|