|
|
|
|

Teny iditra manandrana (andrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitsapa mialoha: Andeha hanandrana ilay angadinomby vao novidiko aho rahampitso
Mihinana kely amin-javatra iray hahalalana ny tsirony: Manandrama amin' ity paiso itý ianao fa hankasitraka aoka izany [1.1]
 To taste, to try, to prove, to commence. [1.2]
 Essayer, goûter [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manandrana
Ny lasa : nanandrana
Ny hoavy : hanandrana
Filaza mandidy : manandrama

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07