| Teny iditra | manandrankandrana (kandrankandrana (kandrana)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Hasarder [1.66] | |||||||
| Ohatra | Aleo manandrankandrana mamonjy olo-meloka toy izay manameloka tsy manan-tsiny (Il vaux mieux hasarder de sauver un coupable que de condamner un innocent) [Voltaire]
[1.66] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | mitsapa vintana | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|