| Teny iditra |
mananika
(anika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandeha miakatra eny ambony: Mananika tendrombohitra Manamy, mamely: Manani-bohitra Efa manatona ny taona faha...: Mananika ny fahadimampolo taonany izy. [1.1]
|
| | To climb up something, to ascend; to attack a town; Fig.: to attempt to do a difficult thing. [1.2]
|
| | Grimper [1.13]
|
| Ohatra |
| 1 | Efa mananika ity ny trambo, mananika hatraty an-dapa!
[2.528]
|
| 2 | Mba efa nanomboka ho lehibe rahateo izy, mananika ny fahatelopolon' ny taonany.
[2.470]
|
| 3 | Kotsa avokoa noho ny fiantsapin' ny onja mananika ny lampihazo ny fitafianay enin-dahy.
[2.471]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mananika |
| Ny lasa : |
nananika |
| Ny hoavy : |
hananika |
| Filaza mandidy : |
mananiha |
|
|
| Teny iditra |
mañanika
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Sihanaka, Tambahoaka]
Mihanika [1.78]
|
| | [Tambahoaka]
Mitanika, manao toaka [1.78]
|
|