|
|
|
|

Teny iditra manantatra (santatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manomboka (hanao zavatra)
Manandrana mihinana ny voalohambokatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manantatra
Ny lasa : nanantatra
Ny hoavy : hanantatra
Filaza mandidy : manantara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05