|
|
|
|

Teny iditra manantsody (antsody)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamindra ny kofehin-dandy amin' ny volotara na famahanan-tenona [1.1]
 To wind on to a reel, to twirl. [1.2]
 Dévider, mettre en bobine [1.3]
Ohatra Raha mahita manantsody dia ta hanira. [2.436]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manantsody
Ny lasa : nanantsody
Ny hoavy : hanantsody
Filaza mandidy : manantsodia, manantsodiava

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20