|
|
|
|

Teny iditra manantsy (hantsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manome fomba hiady amin' ny tena, mila ady [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manantsy
Ny lasa : nanantsy
Ny hoavy : hanantsy
Filaza mandidy : manantsia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05