| Teny iditra | manao alasafay | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | manao, ala, safay | |
| Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nanao alasafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1] | ||
| To trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2] | ||
| Tovy hevitra | miala safay ~ misafay | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|