| Teny iditra | manao am-batonikaky | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | manao, vato, ikaky | |
| Mandraikitra zavatra indray mandeha, ka tsy azo ovana intsony io; mihenahena amin' ny teny natao, toy ny mpivarotra tsy azo iadiam-barotra [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|