|
|
|
|

Teny iditra manao hitsin-dalana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny manao, hitsy, lalana
 Tsy manaraka ny tena lalana fa manavatsava sy manitsy amin' izay akaiky
Entina milaza koa ny ankizy tsy mahalala fomba izay mandeha manitsy avy hatrany na misy olona na tsia eo anoloany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11