| Teny iditra | manao sakafo ambany foitra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | manao, sakafo, ambany, foitra | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mikezaka ~ milofo [1.1] | |
| Ohatra | Ary efa nanao sakafo ambany foitra sy efa nitondra tapany tahaka ny kibon'ny omby ririnina, ka hiasa andro aman'alina;
[2.588] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |
|