|
|
|
|

Teny iditra manao teli-moka
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny manao, telina, moka
 Mitelina avy hatrany tsy mitsako akory [1.1]
Ohatra 
1Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery nanao telimoka an' Ibonia no natao; [1.406]
2Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa manao telimoka ka izany no naharesy an'ady anareo. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11