|
|
|
|

Teny iditra manaparitaka (paritaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manely tsy amin' ny toerana iray; manely tsisy kototony [1.1]
 To scatter [1.2, 1.7]
 éparpiller [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaparitaka
Ny lasa : nanaparitaka
Ny hoavy : hanaparitaka
Filaza mandidy : manaparitaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20