| Teny iditra |
manapika
(pika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mampipitika, mampifantsitsitra, manala: Hainy ny manapika ny vimiainan' ny famantaranandro Manakombona (antsy, elo), mamono (jiromirehitra amin' ny herim-baratra): Manapika antsipika, elo ~ Iza no hanapika ny jiro amintsika roa lahy? [1.1]
|
| | To shut or fold; to turn off [1.7]
|
| | (peu usité) faire sauter, faire bondir, faire jaillir, faire éclater; déboîter, détacher, détendre; fermer un couteau, un parasol [1.3]
|
| | Plier, fermer (parapluie); déclencher (appareil photo);
éteindre la lumière etc [1.8]
|
| Ohatra | hitany fa haraina eo ihany ny andro raha hotapahina moramora tsirairay toy izany ireo vakivakim-palafa ireo, dia noheveriny fa ho azo atao ny manapika azy moramora rahefa nodidina kelikely tamin' ny antsy.
[2.357]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manapika |
| Ny lasa : |
nanapika |
| Ny hoavy : |
hanapika |
| Filaza mandidy : |
manapiaha |
|
| Tsipelina hafa |
|
| Teny iditra |
manapika
(pika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Provincial]
To remove a calf from its mother [1.2]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manapika |
| Ny lasa : |
nanapika |
| Ny hoavy : |
hanapika |
| Filaza mandidy : |
manapiha |
|
|