|
|
|
|

Teny iditra manapitsoka (pitsoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manala (taolana) amin' ny toerany [1.1]
 To dislocate a joint [1.7]
 Faire une entorse [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapitsoka
Ny lasa : nanapitsoka
Ny hoavy : hanapitsoka
Filaza mandidy : manapitsoha

Teny iditra manapitsoka (pitsoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamoha varavarana an-terisetra tsy misy fanalahidy [1.1]
 To pick a lock [1.7]
 Crocheter une serrure [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapitsoka
Ny lasa : nanapitsoka
Ny hoavy : hanapitsoka
Filaza mandidy : manapitsoha

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/08