|
|
|
|

Teny iditra manapolaka (polaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampiforitra, mamoritra, mampifaraingo: Manapolaka tehina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapolaka
Ny lasa : nanapolaka
Ny hoavy : hanapolaka
Filaza mandidy : manapolaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05