|
|
|
|

Teny iditra manapoly (poly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamoriporitra amin' ny rantsantanana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapoly
Ny lasa : nanapoly
Ny hoavy : hanapoly
Filaza mandidy : manapolesa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20