|
|
|
|

Teny iditra manapotsaka (potsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manala hivoaka, manesotra, mamoaka
Manatody [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapotsaka
Ny lasa : nanapotsaka
Ny hoavy : hanapotsaka
Filaza mandidy : manapotsaha
Tovy hevitra mamotsaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05