|
|
|
|

Teny iditra manasamaka (samaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamaky, manataka, mampiveraka hisaraka roa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasamaka
Ny lasa : nanasamaka
Ny hoavy : hanasamaka
Filaza mandidy : manasamaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20