|
|
|
|

Teny iditra manasangerina (sangerina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampandalo dia mamerina indray
Mangorona, mamorimborina (lamba) manodidina ny tena [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasangerina
Ny lasa : nanasangerina
Ny hoavy : hanasangerina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05